|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misarika |
| Fototeny | 2 sarika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misintona zavatra ohatra ny maka ny tsiratsiraky ny vatan' akondro
5 Misintona zavatra mba hivoaka na hanaraka ny tena, manintona, mitarika, mandroritra: Misarika olona amin' ny sandriny 6 Mitondra... ho amin' ny: Ny hilazako izany dia mba hisarika ny sainareo amin' ny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to pull; to snatch; to make the drawing of the lottery
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 tirer; enlever avec la main
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 marisika, misarika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|