|
|
|
|

Teny iditra1  misantatra
Fototeny  2 santatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao namampiasa na mihinana zavatra (vary, voankazo...) vokatra voalohany: Ianao izao no hisantatra iny elo vao novidiko iny ~ Omaly izahay no nisantatra ny vary vokatra tamin' ity taona ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to taste the first-fruits [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 manger les prémices du riz; débuter [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 manatsitra, misantatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12