Entrée miroky (roky)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Tsy miteny mahitsy, tsy manonona tsara [1.1]
Explications en anglais To speak a dialect [1.7]
Explications en français Parler dialecte, patois [1.8]
Exemples Basivava tsy mahay mikabary Marovatana
be tany tsy misy vokatra Avaradrano
mirebareba tsy misalaka landy Ambodirano
mirijarija tsy mihaingo Vakinisisaony
be kibo tsy manavy Vonizongo
be ohabolana miroky Vakinankaratra
fa ny Voromahery ihany no lohany
[2.131]
Morphologie 
Présent : miroky
Passé : niroky
Futur : hiroky
Impératif : mirokia

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20