|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mirerarera
Fototeny  2 rerarera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mitafy tsizarizary, miroradroraka
5 mibarera, mirefarefa ka mitaritarika (elatry ny vorona, akanjo)
6 mitavozavoza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 être relâché, débraillé, flasque, lambin [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  mirerarerà
Fototeny  13 rerarera
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirerarera [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mirerarera, mirerarerà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21