|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mirendrarendra
Fototeny  2 rendrarendra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 (zavatra) Madera, vita ravaka kanto
5 (olona) Miedinedina, mihambohambo, manandriandrian-tena [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mirendrarendrà
Fototeny  11 rendrarendra
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirendrarendra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mirendrarendrà, mirendrarendra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21