|
|
|
|

Entrée mirebika (rebika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandihy mitsinjaka
Mandihy mampihetsika ny vatana sy ny sandry ara-ba
(miaramila) Mandihy sady mampandihy ny fiadiana eny an-tanany [1.1]
Exemples 
1Mandihy miakanjo ny akanjo halatra, ka miara-mirebika amin-doza. [2.69]
2Ny iray mitendry valiha, ny iray mirebika eo am-povoan-trano, ary ny sisa mitehaka. [2.649]
Morphologie 
Présent : mirebika
Passé : nirebika
Futur : hirebika
Impératif : mirebiha

Entrée Mirebika (rebika)
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Explications en malgache Antokona Tsimandoa ambony indrindra natao hompanotrona andriamanjaka. [1.1]

Mis à jour le 2023/10/19