Entrée |
mirantsana
(rantsana)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Misy rantsana: Mirantsana fito ity fanaovanjiro ity [1.1]
|
Explications en anglais | Growing out into branches [1.2]
|
| To be divided into several arms or branches; to be pruned [1.7]
|
Explications en français | être divisé en plusieurs branches; avoir des branches; être élagué [1.8]
|
| être branchu, ramifié [1.196]
|
Exemples | Ny Tahony dia malemy, mananika zavatra hafa, tsy mirantsana loatra, tsy misy volo, mamakitratra raahery ny hahavony.
[1.357]
|
|