|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  miradarada
Fototeny  2 radarada
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Lava (fiteny amin' ny nonon' omby) [1.1]
Ohatra  5  E, ny tanako voageja, eny ranjoko voagadra, E, ny molotro aza maina reraka miradarada. [2.285#]

Teny iditra (2/3)6  miradarada
Fototeny  7 radarada
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9 Miteniteny foana tsy misy antony, mirediredy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 mirada [1.2]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  15 mirada

Teny iditra (3/3)16  miradaradà
Fototeny  17 radarada
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miradarada [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miradarada, miradaradà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21