Entrée mipololotra (pololotra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mivoaka be dia be na misesika betsaka: Injay manako moramora / toa ra mipololotra, / feo kely feno akora, / sady latsa mafy loatra (J.J. Rabearivelo) [1.1]
Exemples Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany. [2.470]
Morphologie 
Présent : mipololotra
Passé : nipololotra
Futur : hipololotra
Impératif : mipololora

Mis à jour le 2023/01/05