|
|
|
|

Teny iditra1  mipoaka
Fototeny  2 poaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamoaka feo mafy tampoka mirefotra (vato, vanja, basy, tafondro): Nipoaka ny tafondro ka nihovotrovotra ny trano
5 Vaky miparitaka tampoka: Nipoaha ny fitaratra voan' ny vato
6 (masoandro na ny andro) Miposaka, na amin' ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona: Efa mipoaka ny andro ka andeha hanahy ny vary
7 Mivoaka miseho hita ety ivelany, mirofotra: Tsy mbola nipoaka ny kitrotron' ny zanany
8 Miseho miharihary, vaky: Nipoaka ny tetiky ry zareo ka henatra foana no hitany
9 Nipoako ny ady lehibe no teraka ny zandriko
10 Misy bontsina miseho, miempaka: Nipoaka ny tanako tamin' ny asa angady omaly sy afakomaly
11 Mihamahia: Nipoaka Rakoto hatramin' izay naharariany izay [1.1]
12 miposaka (masoandro) [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  13 to burst, to explode [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 éclater, exploser [1.8]
15 exploser [1.13]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  22 miapoka, 23 mipaoka, mipoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09