Entrée mipendrampendrana (pendrampendrana (pendrana))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache (kintana) Mandefa hazavana toa mipararetra: Variana nijery ny kintana nipendrampendrana tao anatin' ny haizin' ny alina izy
(olona) Heby maso, mipipy maso noho ny hazavana mahajemby [1.1]
 Mihetsiketsika noho ny taratry ny hazavana [2.285]
 Olona heby maso tsy mahajery tsara azon'ny hazavana mahajemby [2.313]
Explications en anglais To be flickering, to be dazzling, to be glaring [1.2]
 To blink, to be dazzled [1.7]
Explications en français Clignoter [1.3, 1.8]
 être ébloui [1.3, 1.8]
 Vaciller, comme la flamme d'une bougie [1.3]
 Papilloter (lumière) [1.8]
Exemples 
1Ny tsingenangena, na mipendrampendrana manjamanja dia ny mena. [2.606]
2Fa baliaka dia baliaka, mipendrampendrana aok'izany, toa manantsika , sariaka, saingy lavitra ny tany. [1.250]
Morphologie 
Présent : mipendrampendrana
Passé : nipendrampendrana
Futur : hipendrampendrana

Mis à jour le 2023/01/20