|
|
|
|

Teny iditra1  mipaoka
Fototeny  2 paoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifaoka, manendaka: Nipaoka ny tafo ny rivotra
5 Mangalatra amim-pahakingana: Nisy nipaoka ny bokiko teto ambony latabatra teto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to snatch [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 rafler, entraîner rapidement: [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 miapoka, mipaoka, 14 mipoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17