Entrée miovaova (ovaova (ova))
Partie du discours adjectif
Définition malgache tsy manana toetra raikitra [SLP 1986]
Définition française changer, se remplacer souvent, être inconstant [Abinal 1888]
Définition française varié, changeant [SLP 1986]
Autres orthographes 
Exemples 
1Miovaova ny taona. [FOFAFIPE: Tongavola, page 47]
2fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona. [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 292]
3Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 175]
Citations 

Mis à jour le 2017/12/16