|
|
|
|

Teny iditra1  miongotra
Fototeny  2 ongotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miala hatramin' ny fakany: Niongotra ho azy ilay bararata naniry tao atsinanan-trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 plucked up by the roots. [1.2]
6 to be pulled up; to fall out, as hair or feathers [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être arraché, déraciné; tomber comme des cheveux [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 miongo-belona
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  miongotra, 14 mirongota, 15 mitangoro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17