|
|
|
|

Teny iditra 1  miondri-dreny
Singan-teny  2 miondrika, 3 reny
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 se dit du riz transplanté: la tige plantée incline son épi [1.3]
Voambolana  6  Toe-karena: fambolena
Mpanahaka  7  mampilefa reny, 8  misondro-dreny, 9  mitoha-dreny

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20