| Entrée (1/2) | 1 minona | 
| Radical | 2 inona | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   misotro rano, ets.; mihinana rano-javatra: Amboa minon-drano ka ñ'vetiny am-parane [Tambahoaka, Sihanaka, Tanala]
 [1.78] 5 Misotro tangena mba hahazoana mitsara na diso na tsia, raha toa ka nisy niampangana ny tena ho nahavita heloka, indrindra ho mpamosavy [1.1] | 
| Explications en français | 6   boire le tanguin, subir l'épreuve du tanguin [1.3#281] | 
| Exemples | 7   Ary rehefa velona ny minona, dia vonoina ny afo nitanehina ny ranon-koba
[2.857#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 velo-minona | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 14 minòna | 
| Radical | 15 inona | 
| Partie du discours | 16 impératif du verbe actif minona [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 17   [1.1] | 
| Explications en français | 18   [1.3#281] | 
| Anagrammes | 19 mañino, 20 manony, mañony, 21 minona, minòna, 22 monany, 23 monina | 
| Mis à jour le 2025/10/31 |   |