|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mingodona
Fototeny  2 ngodona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra: Aza mingodona fa manaitra zaza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to emit a hollow sound. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10 mingodongodona
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12  mingodòna
Fototeny  13 ngodona
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mingodona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mingodona, mingodòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21