|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  minantsanantsana
Fototeny  2 nantsanantsana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miteny somary mikiaka amim-pahatezerana, maneno mikarantsandrantsana: Ninantsanantsana ny bingona ka taitra daholo ny iray tanàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to have a shrill sound, to make a sharp noise to be loud. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 résonner fortement, retentir au loin; faire entendre une voix criarde [1.3#449]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Voambolana  11  Feo
Tovy hevitra  12 minantsana

Teny iditra (2/2)13  minantsanantsàna
Fototeny  14 nantsanantsana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minantsanantsana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#449]

Fivaditsoratra  minantsanantsàna, minantsanantsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21