|
|
|
|

Teny iditra1  milomano
Fototeny  2 lomano
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misosa amim-pahaizana ao anaty rano: Mianatra milomano Ibalita
5 Manaram-po amy, finaritra, miadana: Milomano amin' ny hareny izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Imerina form of mandano [1.2]
7 to swim [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 nager [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17