|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 militera |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Momba ny miaramila
4 Ny miaramila; ny antokon' olona manao raharaha-miaramila: Natokan-toerana avy: an-kilany ny sivilina, andaniny ny militera [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 military
6 the military [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 un militaire
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 8 akanjo militera |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|