|
|
|
|

Teny iditra1  milelaka
Fototeny  2 lelaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampandalo ny lela eo ambony zavatra: Aza milela-tanana, ry Ikoto, fa tsy tsara
5 Mandokadoka fatratra sady tsy mendrika mba hahazoan-tsitraka: Loza iny mpiasa iny raha hilelaka lehibe
6 Mirehitra be ary mamoaka lelafo lava be toy ny lela mandrambotra izay azony: Efa niletakany lelafo vao tonga ny mpamonjy hain trano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to lick with the tongue; to lap with the tongue [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 lécher, laper [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 Malkiela, 16 milalake, milelaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17