|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  milay
Fototeny  2 lay
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha amin'ny sambo misy lay [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/5)8  milay
Fototeny  9 lay
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 Mividy zavatra ka atao trosa ny vidiny: Milay henan-kisoa roa kilao [1.1]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/5)16  milay
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18 mihazakazaka [Bara, Sakalava, Tanosy] [1.78]

Teny iditra (4/5)19  milay
Sokajin-teny  20  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  21 Tsara tarehy [1.1]

Teny iditra (5/5)22  milay
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  24 manao andolompo [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  25 maily, milay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17