|
|
|
|

Teny iditra 1 ; milaikalaika
Fototeny  2 laikalaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Ny akaiky fodiana ihany no milaikalaika miadam-piatsena fa tsy Rainitoandro sy ny namany mbola manana roapolo kilaometatra mahery hanjehina. [2.470#40]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26