Entrée | 1 mikororoka |
Radical | 2 kororoka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manala ny voam-bary amin' ny bozaka na ny akofa ka toy izao no fanaovana izany: alaina ny vary dia araraka avy ambony ary dia entin' ny rivotra ny bozaka na ny akofa..., fa ny voam-bary kosa midina ka angonina amin' ny sahafa 5 Manaratsy: Loza iny vehivavy iny raha hikororoka olona [1.1] |
Explications en anglais |
6 to winnow grain in the wind [1.7] |
Explications en français |
7 vanner à la brise [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |