|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikoropapa
Fototeny  2 koropapa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao fihetsika toa tsy voahevitra ka tsy mandeha amin' izay izy noho ny hamaikana na ny hamaimaizana: Tonga tampoka ny rafozany ka nikorapaka Rasoa hamono akoho [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9 mikoropaka

Teny iditra (2/2)10  mikoropapà
Fototeny  11 koropapa
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikoropapa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsipelina hafa  13 mikoropaha

Fivaditsoratra  mikoropapà, mikoropapa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21