Entrée mikorandendina
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikorandendina hahandro vary ho azy indray [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mikorandendina
nikorandendina
hikorandendina
mikorandendèna
Synonymes mikondendy ~ mikondendina

Mis à jour le 2020/07/31