Entrée mikondendina
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikondendina hahandro vary ho azy indray [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mikondendina
nikondendina
hikondendina
mikondendena
Synonymes mikondendy ~ mikorandendina

Mis à jour le 2020/07/31