|
|
|
|

Teny iditra1  mikitika
Fototeny  2 kitika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manohina kely: Nikitika an' Ikoto Rabe mba handrosondroso kokoa erỳ aloha [1.1]
5 mandrisika, mampirisika [Sihanaka] [1.78]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  mikitika, 10 mitakiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12