|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikefona
Fototeny  2 kefona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifo-delo: Mikefona io zaza io rehefa tenenina mafimafy
5 Mievina: Mikefona foana ity saka ity
6 Mandà: Nasaina nandoa vola Rakoto fa nikefona [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mikefòna
Fototeny  12 kefona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikefona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mikefona, mikefòna, 14 minafoke

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21