|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikarapoka |
| Fototeny | 2 karapoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin' ny tany
[1.1] |
| Ohatra |
5 Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy.
[2.996#23.037.024]
|
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 10 miankarapoka |
| Fivaditsoratra | mikarapoka, 11 mikorapaka, 12 mpikaraoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|