|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mijononoka |
| Fototeny | 2 jononoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Avy tsy miato (orana); mikoriana tsy an-kijanona (ranomaso): Herinandro izao mijononòka foana ny ranonorana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to flow abundantly but silently
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 couler, tomber abondamment et doucement, comme la pluie, les larmes
[1.3#300] 7 couler abondamment et doucement [1.8] |
| Ohatra |
8 mijononoka moramora ny orana avy hariva
[2.1046]
9 Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra [2.324] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|