|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mijonjona
Fototeny  2 jonjona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mandeha mahitsy tsy misalasala [2.313]
5 Mandeha mahitsy hatrany tsy miherikerika, tsy miresaka toa olo-miavona: Inona àry no mahazo an' iny zazalahy iny no mijonjona tahaka an' iny? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 aller directement sans regarder ni à gauche ni à droite, avoir un maintien fier et orgueilleux [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mijonjòna
Fototeny  12 jonjona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijonjona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mijonjona, mijonjòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21