|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihotsaka |
| Fototeny | 2 hotsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mianjera, mirodana, mikoa noho izy vonton' ny rano: Nihotsaka ny tambohonay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be soaked and cave in
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 être trempé et s'effondrer
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 tany mihotsaka |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 mihakotsa, mihotsaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|