|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihotakotaka |
| Fototeny | 2 hotakotaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihovotrovotra noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana, izay re fa ho avy na mananontanona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be in commotion, to be noisy and agitated
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 s'agiter, être en commotion, en panique
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 mihatokatoka, mihotakotaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|