Entrée mihosin-dra
Mots élémentaires mihosina ; ra
Partie du discours locution
Explications en malgache Feno ra avy amin' ny ratran' ny tena ihany na avy amin' ny an' ny hafa -- entina milaza koa ny olona nahavita heloka tamin' ny famonoana olo-marina [1.1]
Explications en français Se barbouiller de sang [1.8]
Exemples Fa ny kiraron' izay mitrevatreva fandeha eo amin' ny fihorakorahan' ny ady sy ny fitafiana mihosindra dia samy hodoroana, eny, ho kitay hatohoka amin' ny afo izany. [2.996]

Mis à jour le 2023/05/19