|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihohona |
| Fototeny | 2 hohona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamihin-tena ka atao eo ambony vavafo ny tanana
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 mihohòna |
| Fototeny | 10 hohona |
| Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihohona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 12 homohina, mihohona, mihohòna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|