|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihoha |
| Fototeny | 2 hoha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miantso vonjy, manaitra
5 Miantsoantso maneso sy manebaka ho fanabantiana: Izay rehetra nifanena taminy dia nihoha azy hoe: Oainy re Ihofakondry! (Rainitovo) [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 mihohà |
| Fototeny | 11 hoha |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihoha [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mihoha, mihohà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|