|
|
|
|

Teny iditra1  mihivingivin-doha
Singan-teny  2 mihivingivina, 3 loha
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manetsiketsika ny loha miankavia miankavanana, manambara tsy fitiavana, faharikorikoana, na fahakiviana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12