|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihisatra |
| Fototeny | 2hisatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandeha na mamindra miadana dia miadana: Mihisatra erỳ ianao ka aiza no tsy ho diso fidirana.
5Midina amim-pahasarotana ao an-tenda toy ny hahakenda: Omeo rano aho fa mihisatra ato an-tendako ny saonjo. 6Mihodina miadana sady mikasoka: Mihisatra ny vavahady fa efa te hisy menaka. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to move slowly, as a canoe touching bottom.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8aller lentement en raclant, en touchant le fond.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 12 Hetsika |
| Kamban-teny rehetra | 13Bemihisatra |
| Fivaditsoratra | 14 mahisitra, 15 miharatsy, 16 mihisatra, 17 misahatry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|