|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihirina |
| Fototeny | 2 hirina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikimpy ny maso (fiteny indrindra amin' ny olona maty)
5 enti-milaza olona mahihitra, kahidy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 se fermer (yeux)
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 mihirim-belona |
| Teny iditra (2/2) | 12 mihirìna |
| Fototeny | 13 hirina |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihirina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mihirina, mihirìna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|