|
|
|
|

Teny iditra1  mihilangilana
Fototeny  2 hilangilana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 se balancer, osciller, rouler comme un navire [1.3]
Ohatra  5  Telo lahy toa toko telo mahamasa-nahandroka raha miala ny iray, mihilangilana ny vilany, mihohoka ny vatabeny. [2.470]
Kamban-teny rehetra  6 mihilangilana miankavia miankavanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09