Entrée mihamina (hamina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihamina erỳ izy eny ambony filanjana
¶ (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mihamina
nihamina
hihamina
mihamìna
Synonymes mihaminkamina

Entrée mihamìna (hamina)
Partie du discours impératif du verbe actif mihamina [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985]
Explications en français  [Abinal 1888]
Synonymes mihaminkamìna

Mis à jour le 2020/07/31