|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihaino ny feon' ny fieritreretana |
| Singan-teny | 2 mihaino, 3 feo, 4 fieritreretana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 mandinika sy misaina tsara mba tsy hanenjehan' ny eritreritra ny tena any aorian' izay atao
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|