|
|
|
|

Teny iditra1  mihady
Fototeny  2 hady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandoaka, mandavaka amin' ny angady: Mihady tany
5 Mihalempona: Mihady isan-taona ny tokotaninay
6 Manongotra: Mihady vomanga
7 Manala, mandoatra avy ao anaty tany: Mihady volamena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to dig, to delve; to spread, to increase, or to deepen, as a disease or an ulcer; to go to the very root of the matter. [1.2]
9 to dig [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 creuser, fouiller [1.8]
Ohatra  11  Teo ankavian' ny vavahadim-bala, nihady sy nanondraka indray izy. [2.472]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 mahidy, mihady

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17