|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  migigagiga
Fototeny  2 gigagiga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Antitra izaitsizy, mafy tsy laitra vakina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be very firm, to be very fast [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)10  migigagiga
Fototeny  11 gigagiga
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  13 to sob [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)18  migigagigà
Fototeny  19 gigagiga
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migigagiga [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Fivaditsoratra  migigagigà, migigagiga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21