|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 migaingaina |
| Fototeny | 2 gaingaina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Sady mafana no manevoka: Migaingaina izany andro izany
5 Marary, mavesabesatra: Migaingaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy 6 Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaingaina ireo ka mirehitra tsara [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 sultry, oppressive. Used of the weather.
[1.2] 8 to be oppressively hot (of the sun) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 Se dit d'une forte chaleur, d'une lourdeur de tête, de ce qui est trop sec: Migaingaina ny andro (Le temps est très chaud et lourd) ~Migaingaina ny andohako (J'ai la tête lourde) ~ Migaingaina ny kitay hazo (Le bois de chauffage est très sec)
[1.3] 10 faire très chaud; (se dit du temps qui est bien chaud, du soleil qui tape fort) [1.8] |
| Tovy hevitra | 11 migaina |
| Fivaditsoratra | 12 miangiangia, 13 migaingaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|