|
|
|
|

Teny iditra1  mifonoka
Fototeny  2 fonoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misarona lamba ao am-pandriana hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia; mibonoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be wrapped up completely in anything, to nestle, to be snug. [1.2]
Ohatra  6  Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany. [2.470]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mifonoka, 12 mikofona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02