Entrée mifoha olo-mazoto (foha, olona, zoto)
Partie du discours locution
Définition malgache fitenenana enti-milaza fotoana eo amin' ny 5 maraina eo ho eo; fizaran' andro vao maraim-be, fotoana vao maraim-be: Mifoha olo-mazoto izy no niainga [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31