|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mifingafinga |
| Fototeny | 2 fingafinga |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Sahirana mamindra matetitetika: Nododonana Rasoa fa maika ny fiarakodia; inty izy mifingafinga ao anatin' ilay zipony tsy mandingan-tatatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to walk in a loose and awkward manner, as if about to trip. Probably from the movement of the finga, which, having a convex base, is easily made to move about.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 mifingafingà |
| Fototeny | 11 fingafinga |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifingafinga [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fivaditsoratra | mifingafingà, mifingafinga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|