Entrée | mifanoto rahona | |
Mots élémentaires | mifanoto ; rahona | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Enti-milaza rahona misatrotroka, na koa fahamaroan-lavatra samihafa mety hanahirana Enti-milaza asa na raharaha betsaka mifangaro, mifanontona, na olona mifandrombaka miteny indray miaraka [1.1] | |
Explications en anglais | To be in confusion, running here and there. [1.2] | |
Mis à jour le 2023/08/12 |